Levitikosy 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Hitahy* anareo aho, ka hataoko manan-taranaka sy ho maro be ianareo,+ ary hohajaiko ny fifanekena nataoko taminareo.+ Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka* maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+ Salamo 128:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho toy ny voaloboka mahavokatra ao an-tranonao ny vadinao;+Ho toy ny tsimok’oliva manodidina ny latabatrao ny zanakao.
9 “‘Hitahy* anareo aho, ka hataoko manan-taranaka sy ho maro be ianareo,+ ary hohajaiko ny fifanekena nataoko taminareo.+
3 Ho toy ny voaloboka mahavokatra ao an-tranonao ny vadinao;+Ho toy ny tsimok’oliva manodidina ny latabatrao ny zanakao.