Isaia 43:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah,“Sady mpanompoko izay nofidiko,+Amin’izay ianareo hahafantatra sy hino ahy,*Sady hahalala hoe tsy miova Aho.+ Tsy nisy Andriamanitra noforonina talohako,Ary tsy hisy koa ao aoriako.+ Daniela 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+ Asan’ny Apostoly 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Amin’izay dia hazoto hitady an’i Jehovah* ny olona sisa tavela, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, dia ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah,* izay hanao an’izany zavatra+
10 “Ianareo no vavolombeloko”,+ hoy i Jehovah,“Sady mpanompoko izay nofidiko,+Amin’izay ianareo hahafantatra sy hino ahy,*Sady hahalala hoe tsy miova Aho.+ Tsy nisy Andriamanitra noforonina talohako,Ary tsy hisy koa ao aoriako.+
19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+
17 Amin’izay dia hazoto hitady an’i Jehovah* ny olona sisa tavela, miaraka amin’ireo avy amin’ny firenena rehetra, dia ireo olona antsoina amin’ny anarako, hoy i Jehovah,* izay hanao an’izany zavatra+