Levitikosy 26:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa potehiko ny fitehirizana* mofonareo,*+ dia vehivavy folo no ho indray afaka hanao ny mofonareo ao anaty lafaoro iray ihany. Ary holanjainy izany rehefa hozarainy aminareo.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+
26 Rehefa potehiko ny fitehirizana* mofonareo,*+ dia vehivavy folo no ho indray afaka hanao ny mofonareo ao anaty lafaoro iray ihany. Ary holanjainy izany rehefa hozarainy aminareo.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+