Jeremia 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Koa hisy firenena avy any lavitra hoentiko hamely anareo, ry taranak’Israely”,+ hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela izany, Firenena efa taloha be.Tsy hainao ny fiteninyAry tsy azonao izay lazainy.+
15 “Koa hisy firenena avy any lavitra hoentiko hamely anareo, ry taranak’Israely”,+ hoy i Jehovah. “Firenena efa nisy hatry ny ela izany, Firenena efa taloha be.Tsy hainao ny fiteninyAry tsy azonao izay lazainy.+