Salamo 135:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Naharesy firenena maro izy,+Ary nandripaka mpanjaka mahery,+11 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita+Sy Oga mpanjakan’i Basana+Ary ny fanjakana rehetra tao Kanana.
10 Naharesy firenena maro izy,+Ary nandripaka mpanjaka mahery,+11 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita+Sy Oga mpanjakan’i Basana+Ary ny fanjakana rehetra tao Kanana.