Eksodosy 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo aho.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo. Eksodosy 29:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Honina eo amin’ny vahoakan’Israely aho ka ho Andriamaniny.+
7 Ary halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo aho.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo.