Jeremia 31:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tsy ho hoatran’ilay fifanekena nataoko tamin’ny razambeny, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta,+ anefa izany. ‘Nivadika tamin’iny fifanekena nataoko iny mantsy izy ireo,+ na dia izaho aza no tena tompony’,* hoy i Jehovah.”
32 Tsy ho hoatran’ilay fifanekena nataoko tamin’ny razambeny, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta,+ anefa izany. ‘Nivadika tamin’iny fifanekena nataoko iny mantsy izy ireo,+ na dia izaho aza no tena tompony’,* hoy i Jehovah.”