Eksodosy 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+ 1 Mpanjaka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany+ aho. Ary ny tafiky ny lanitra manontolo nitsangana teo akaikiny, teo ankavanany sy teo ankaviany.+ Daniela 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanohitra ahy 21 andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa. Fa tonga nanampy ahy i Mikaela,*+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.* Tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho nandritra an’izany fotoana izany.
20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+
19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany+ aho. Ary ny tafiky ny lanitra manontolo nitsangana teo akaikiny, teo ankavanany sy teo ankaviany.+
13 Nanohitra ahy 21 andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa. Fa tonga nanampy ahy i Mikaela,*+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.* Tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho nandritra an’izany fotoana izany.