8 Niala teo izy, tatỳ aoriana, ka nifindra nankany amin’ny faritra be tendrombohitra any atsinanan’i Betela.+ Dia nanangana ny tranolainy teo izy, ka i Betela no teo andrefany, ary Ay+ no teo atsinanany. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah+ teo izy, ka niantso ny anaran’i Jehovah.+