Josoa 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa masina sady an’i Jehovah daholo ny volafotsy sy ny volamena ary ny zavatra vita amin’ny varahina sy vy.+ Tokony hatao any amin’ny fitehirizana an’ireo zava-tsarobidy ho an’i Jehovah ireny.”+
19 Fa masina sady an’i Jehovah daholo ny volafotsy sy ny volamena ary ny zavatra vita amin’ny varahina sy vy.+ Tokony hatao any amin’ny fitehirizana an’ireo zava-tsarobidy ho an’i Jehovah ireny.”+