Josoa 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha vao azonareo ilay tanàna, dia dory.+ Araho ny tenin’i Jehovah. Izany no baiko omeko anareo.” Josoa 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nodoran’i Josoa i Ay ka korontam-bato mivangongo sisa tavela,+ ary mbola hoatr’izany izy hatramin’izao.
28 Dia nodoran’i Josoa i Ay ka korontam-bato mivangongo sisa tavela,+ ary mbola hoatr’izany izy hatramin’izao.