-
Deoteronomia 27:12, 13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Rehefa tonga eny ampitan’i Jordana ianareo, dia ireto avy ny foko hitsangana eo amin’ny Tendrombohitra Gerizima+ mba hilaza an’izay fitahiana ho azon’ny vahoaka: Simeona, Levy, Joda, Isakara, Josefa, ary Benjamina. 13 Ireto kosa no hitsangana eo amin’ny Tendrombohitra Ebala+ mba hilaza ozona: Robena, Gada, Asera, Zebolona, Dana, ary Naftaly.
-