Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+ Deoteronomia 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tokony haringanao* daholo ny firenena rehetra hataon’i Jehovah Andriamanitrao resinao.+ Aza miantra azy ianao*+ ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+
16 Tokony haringanao* daholo ny firenena rehetra hataon’i Jehovah Andriamanitrao resinao.+ Aza miantra azy ianao*+ ary aza manompo ny andriamaniny,+ fa ho fandrika ho anao izany.+