29 ka hoy izy tamin’izy ireo: “Raha miampita an’i Jordana miaraka aminareo eo anatrehan’i Jehovah ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena, izany hoe izay lehilahy mitondra fitaovam-piadiana sy efa vonona hiady, ka resinareo ilay tany, dia omeo an-dry zareo i Gileada.+