Josoa 24:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Maty koa i Eleazara zanak’i Arona.+ Nalevina tany amin’ny Havoanan’i Finehasa zanany+ àry izy, dia ilay havoana nomena azy teny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.
33 Maty koa i Eleazara zanak’i Arona.+ Nalevina tany amin’ny Havoanan’i Finehasa zanany+ àry izy, dia ilay havoana nomena azy teny amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.