Josoa 19:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+ Mpitsara 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nivondrona ny Midianina+ sy ny Amalekita+ ary ny Tatsinanana+ ka niampita* nankeny amin’ny Lohasahan’i* Jezirela. Ary nitoby teo izy ireo.
17 Natao ny antsapaka fahefatra+ ka nahazo anjara i Isakara,+ izany hoe ny taranak’i Isakara, araka ny fianakaviany avy. 18 Ary ny sisin-taniny dia tonga hatrany Jezirela,+ Kesolota, Sonema,+
33 Ary nivondrona ny Midianina+ sy ny Amalekita+ ary ny Tatsinanana+ ka niampita* nankeny amin’ny Lohasahan’i* Jezirela. Ary nitoby teo izy ireo.