Nomery 26:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Hatao antsapaka anefa ny fizarana ny tany,+ ary tokony ho arakaraka ny anaran’ny fokon’ny fianakaviambeny no hahazoany ny lovany. Josoa 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia izao no ataonareo: Ataovy sary ilay tany dia zarao fito. Ary ento atỳ amiko izany, ka eto aho no hanao antsapaka+ ho anareo, eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika.
55 Hatao antsapaka anefa ny fizarana ny tany,+ ary tokony ho arakaraka ny anaran’ny fokon’ny fianakaviambeny no hahazoany ny lovany.
6 Dia izao no ataonareo: Ataovy sary ilay tany dia zarao fito. Ary ento atỳ amiko izany, ka eto aho no hanao antsapaka+ ho anareo, eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika.