Ohabolana 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Be mpahafantatra eo am-bavahadin’ny tanàna ny vadiny,+Eo amin’ilay toerana iarahany mipetrapetraka amin’ny anti-panahy* ao amin’ilay tany.
23 Be mpahafantatra eo am-bavahadin’ny tanàna ny vadiny,+Eo amin’ilay toerana iarahany mipetrapetraka amin’ny anti-panahy* ao amin’ilay tany.