Nomery 35:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tsy maintsy mipetraka ao amin’ny tanàna fialokalofana mantsy ilay nahafaty olona, mandra-pahafatin’ny mpisoronabe. Fa rehefa maty ilay mpisoronabe, dia mahazo miverina any amin’ny taniny izy.+
28 Tsy maintsy mipetraka ao amin’ny tanàna fialokalofana mantsy ilay nahafaty olona, mandra-pahafatin’ny mpisoronabe. Fa rehefa maty ilay mpisoronabe, dia mahazo miverina any amin’ny taniny izy.+