Josoa 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona,+ izany hoe ny tanànan’i Kedesy+ any Galilia sy ny kijanany. Azony koa i Hamota-dora sy ny kijanany, ary Kartana sy ny kijanany, izany hoe tanàna telo.
32 Ary ny avy tamin’ny fokon’i Naftaly dia ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona,+ izany hoe ny tanànan’i Kedesy+ any Galilia sy ny kijanany. Azony koa i Hamota-dora sy ny kijanany, ary Kartana sy ny kijanany, izany hoe tanàna telo.