Josoa 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy teo Sarida indray izany no niantsinanana tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro, dia nankany amin’ny sisin’i Kislota-tabara, ary tonga hatrany Daberata,+ ka niakatra nankany Jafia, Josoa 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
12 Avy teo Sarida indray izany no niantsinanana tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro, dia nankany amin’ny sisin’i Kislota-tabara, ary tonga hatrany Daberata,+ ka niakatra nankany Jafia,
16 Izany no lovan’ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.