10 Ary natao ny antsapaka fahatelo+ ka nahazo anjara ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy. Tonga hatrany Sarida ny sisin-tanin’ny lovan’izy ireo. 11 Ary niakatra niankandrefana nankany Marala izany ka tonga hatrany Dabeseta, ary nankany amin’ilay lohasaha tandrifin’i Jokneama.