Josoa 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nalain’ny Israelita ny fananan’ny olona tao amin’ireo tanàna ireo sy ny biby fiompiny.+ Ny olona rehetra kosa nasiany tamin’ny sabatra, mandra-pandringany azy ireo.+ Tsy nasiany olona niangana tao, na iray aza.+
14 Nalain’ny Israelita ny fananan’ny olona tao amin’ireo tanàna ireo sy ny biby fiompiny.+ Ny olona rehetra kosa nasiany tamin’ny sabatra, mandra-pandringany azy ireo.+ Tsy nasiany olona niangana tao, na iray aza.+