Mpitsara 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa maty anefa ilay mpitsara, dia nanao ratsy indray izy ireo ary ratsy noho ny nataon’ny razambeny aza no nataony. Nivavaka tamin’ny andriamani-kafa izy ireo ary niankohoka taminy.+ Tsy niala tamin’ny fanaony izy ireo, sady mafy loha.
19 Rehefa maty anefa ilay mpitsara, dia nanao ratsy indray izy ireo ary ratsy noho ny nataon’ny razambeny aza no nataony. Nivavaka tamin’ny andriamani-kafa izy ireo ary niankohoka taminy.+ Tsy niala tamin’ny fanaony izy ireo, sady mafy loha.