Deoteronomia 28:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Hataon’i Jehovah resinao izay fahavalo miady aminao.+ Lalana iray no handehanany rehefa hanafika anao izy, fa lalana fito kosa no handosirany anao.+
7 “Hataon’i Jehovah resinao izay fahavalo miady aminao.+ Lalana iray no handehanany rehefa hanafika anao izy, fa lalana fito kosa no handosirany anao.+