4 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita rehefa maty i Ehoda.+ 2 Navelan’i Jehovah ho resin’i Jabina mpanjakan’i Kanana àry izy ireo.+ Tao Hazora i Jabina no nanjaka, ary i Sisera no lehiben’ny tafiny. Tao Harosetan’ireo firenena kosa i Sisera no nipetraka.+