Josoa 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary natao ny antsapaka fahadimy+ ka nahazo anjara ny fokon’i Asera,+ araka ny fianakaviany avy. Josoa 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Dia niverina indray nankany Hosa izany, ary nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,
29 Ary niverina nankany Rama ilay sisin-tany ka nitohy hatrany Tyro,+ izay tanàna voaro mafy. Dia niverina indray nankany Hosa izany, ary nifarana tany amin’ny ranomasina teo amin’ny faritr’i Akziba,