Mpitsara 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tany Karkora i Zebaha sy Zalmona ary ny miaramilany 15 000 teo ho eo. Ireo no sisa tavela tamin’ny tafiky ny Tatsinanana manontolo,+ fa efa maty ny lehilahy 120 000 mpitan-tsabatra.
10 Tany Karkora i Zebaha sy Zalmona ary ny miaramilany 15 000 teo ho eo. Ireo no sisa tavela tamin’ny tafiky ny Tatsinanana manontolo,+ fa efa maty ny lehilahy 120 000 mpitan-tsabatra.