Genesisy 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “I Josefa+ indray sampan’ny hazo mamoa, dia hazo mamoa eo akaikin’ny loharano, ary misandrahaka any ivelan’ny manda ny sampany. Genesisy 49:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Na izany aza, dia mbola tao amin’ny toerany foana ny tsipìkany,+ ary natanjaka sady mailamailaka foana ny tanany.+ Avy amin’ny tanan’ilay maherin’i Jakoba izany, avy amin’ilay mpiandry, ilay vatolampin’i Israely. Hebreo 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa.
22 “I Josefa+ indray sampan’ny hazo mamoa, dia hazo mamoa eo akaikin’ny loharano, ary misandrahaka any ivelan’ny manda ny sampany.
24 Na izany aza, dia mbola tao amin’ny toerany foana ny tsipìkany,+ ary natanjaka sady mailamailaka foana ny tanany.+ Avy amin’ny tanan’ilay maherin’i Jakoba izany, avy amin’ilay mpiandry, ilay vatolampin’i Israely.
32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa.