-
Mpitsara 3:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 I Ehoda kosa efa lasa nitsoaka raha mbola nitaraikiraiky teo izy ireo. Ary nandalo an’ilay toerana nisy sary sokitra* izy,+ ka tonga soa aman-tsara tany Seirata. 27 Raha vao tonga tany Seirata tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima izy,+ dia nitsoka anjombona.+ Dia niara-nidina taminy avy tany amin’ilay faritra be tendrombohitra ny Israelita, ary izy no nitarika azy ireo.
-