Mpitsara 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nijery azy i Jehovah ka niteny hoe: “Mandehana, ary ampiasao ny hery anananao mba hamonjena ny Israely eo an-tanan’ny Midianina.+ Izaho no maniraka anao.”
14 Dia nijery azy i Jehovah ka niteny hoe: “Mandehana, ary ampiasao ny hery anananao mba hamonjena ny Israely eo an-tanan’ny Midianina.+ Izaho no maniraka anao.”