Nomery 14:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa i Kaleba mpanompoko+ kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, dia ny taranany no haka an’ilay izy ho fananany.+ Hafa mihitsy mantsy ny toe-tsainy, sady nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy. Josoa 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao foana ny tany nohitsahin’ny tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+
24 Fa i Kaleba mpanompoko+ kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, dia ny taranany no haka an’ilay izy ho fananany.+ Hafa mihitsy mantsy ny toe-tsainy, sady nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.
9 Nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao foana ny tany nohitsahin’ny tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+