Eksodosy 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa hitsangana eo anatrehanao, eo ambony vatolampy ao Horeba, aho. Kapohy ilay vatolampy, dia hisy rano hivoaka avy ao ka hisotro amin’izany ny vahoaka.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.
6 Fa hitsangana eo anatrehanao, eo ambony vatolampy ao Horeba, aho. Kapohy ilay vatolampy, dia hisy rano hivoaka avy ao ka hisotro amin’izany ny vahoaka.”+ Dia nataon’i Mosesy teo imason’ny anti-panahin’ny Israely izany.