5 Koa nankao aminy ireo andrianan’ny Filistinina, dia niteny taminy hoe: “Fetseo izy+ ka fantaro hoe inona no mahatonga azy hatanjaka be. Ezaho fantarina koa hoe ahoana no handresenay sy hamatoranay azy mba ho voafehinay izy. Dia samy hanome anao volafotsy 1 100 sekely avy izahay.”