Mpitsara 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nahangona miaramila 400 000 ny lehilahy israelita. Mpitan-tsabatra izy ireo+ sady samy efa zatra ady. Tsy anisan’izany ny Benjaminita. 2 Samoela 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nomen’i Joaba ny mpanjaka ny isan’ny olona voasoratra anarana. Nisy 800 000 ny miaramila mpitan-tsabatra, teo amin’ny Israely, ary 500 000 kosa ireo anisan’ny fokon’i Joda.+
17 Nahangona miaramila 400 000 ny lehilahy israelita. Mpitan-tsabatra izy ireo+ sady samy efa zatra ady. Tsy anisan’izany ny Benjaminita.
9 Dia nomen’i Joaba ny mpanjaka ny isan’ny olona voasoratra anarana. Nisy 800 000 ny miaramila mpitan-tsabatra, teo amin’ny Israely, ary 500 000 kosa ireo anisan’ny fokon’i Joda.+