Mpitsara 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia niainga ny Israelita ka niakatra tany Betela, mba hanontany an’Andriamanitra.+ Ary hoy izy ireo: “Iza aminay no ho loha laharana rehefa hiakatra hiady amin’ny Benjaminita izahay?” Hoy i Jehovah: “Ny fokon’i Joda no ho loha laharana.” Ohabolana 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+Fa an’i Jehovah kosa ny fanapahan-kevitra rehetra amin’izany.+
18 Dia niainga ny Israelita ka niakatra tany Betela, mba hanontany an’Andriamanitra.+ Ary hoy izy ireo: “Iza aminay no ho loha laharana rehefa hiakatra hiady amin’ny Benjaminita izahay?” Hoy i Jehovah: “Ny fokon’i Joda no ho loha laharana.”
33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+Fa an’i Jehovah kosa ny fanapahan-kevitra rehetra amin’izany.+