Eksodosy 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+ Deoteronomia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ dory ny tsato-kazony masina,* ary kapao ny sary sokitra ataony andriamanitra,+ ka foano tanteraka eo amin’ilay toerana ny anaran’ireny andriamaniny ireny.+ Deoteronomia 16:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mamboly hazo hatao tsato-kazo masina*+ eo akaikin’ilay alitara ataonao ho an’i Jehovah Andriamanitrao, na hazo inona izany na hazo inona.
13 Arodano kosa ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.*+
3 Arodano ny alitarany, potipoteho ny tsangambatony masina,+ dory ny tsato-kazony masina,* ary kapao ny sary sokitra ataony andriamanitra,+ ka foano tanteraka eo amin’ilay toerana ny anaran’ireny andriamaniny ireny.+
21 “Aza mamboly hazo hatao tsato-kazo masina*+ eo akaikin’ilay alitara ataonao ho an’i Jehovah Andriamanitrao, na hazo inona izany na hazo inona.