25 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao ka voatery nivarotra ny ampahany amin’ny taniny, dia ny havany akaiky izay afaka manavotra azy no hividy an’izay namidiny.+
20 Dia hoy i Naomy tamin’ny vinantovaviny: “Hitahy azy anie i Jehovah, ilay maneho fitiavana* amin’ny velona sy ny maty!”+ Hoy koa i Naomy: “Havantsika iny lehilahy iny,+ ary anisan’ny mpanavotra*+ antsika.”