1 Samoela 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nifoha maraina izy ireo ka niankohoka teo anatrehan’i Jehovah, ary nandeha nody tany an-tranony tany Rama+ avy eo. Ary nanao firaisana tamin’i Hana vadiny i Elkana. Dia nahatsiaro an’i Hana i Jehovah.+ 1 Samoela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nitsara ny Israely foana i Samoela, nandritra ny androm-piainany.+ 1 Samoela 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niverina tao Rama+ ihany anefa izy satria tao ny tranony, ary nitsara ny Israely koa izy tao. Nanorina alitara ho an’i Jehovah+ tao Rama izy.
19 Dia nifoha maraina izy ireo ka niankohoka teo anatrehan’i Jehovah, ary nandeha nody tany an-tranony tany Rama+ avy eo. Ary nanao firaisana tamin’i Hana vadiny i Elkana. Dia nahatsiaro an’i Hana i Jehovah.+
17 Niverina tao Rama+ ihany anefa izy satria tao ny tranony, ary nitsara ny Israely koa izy tao. Nanorina alitara ho an’i Jehovah+ tao Rama izy.