-
1 Samoela 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Samoela: “Mandra-pahoviana ianao no halahelo be noho ny nataon’i Saoly,+ nefa izy aza efa tsy nekeko ho mpanjakan’ny Israely intsony?+ Fenoy menaka ilay tandroka any aminao,+ dia mandehana. Hirahiko hankany amin’i Jese+ Betlehemita ianao, fa efa nifidy anankiray amin’ireo zanany lahy ho mpanjaka aho.”+
-
-
Salamo 78:70Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
70 Nifidy an’i Davida+ mpanompony izy,
Ka naka azy avy tany amin’ny valan’ondry,+
-