1 Samoela 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Niampita an’i Jordana mihitsy aza ny Hebreo sasany, mba ho any amin’ny tanin’i Gada sy Gileada.+ Fa i Saoly kosa mbola tao Gilgala, ary tora-kovitra ny olona rehetra nanaraka azy. 1 Samoela 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nijanona teny akaikin’i Gibea+ i Saoly tamin’izay, teo ambanin’ilay ampongabendanitra naniry tao Migrona, ary nisy 600 lahy teo ho eo niaraka taminy.+
7 Niampita an’i Jordana mihitsy aza ny Hebreo sasany, mba ho any amin’ny tanin’i Gada sy Gileada.+ Fa i Saoly kosa mbola tao Gilgala, ary tora-kovitra ny olona rehetra nanaraka azy.
2 Nijanona teny akaikin’i Gibea+ i Saoly tamin’izay, teo ambanin’ilay ampongabendanitra naniry tao Migrona, ary nisy 600 lahy teo ho eo niaraka taminy.+