1 Samoela 14:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary nanan-janaka roa vavy izy. Meraba+ no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala+ no anaran’ny zandriny. 1 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+ 2 Samoela 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Davida: “Nanao ahoana ny tany? Mba tantarao kely amiko!” Dia hoy izy: “Nandositra ny olona rehefa raikitra ny ady, ary be dia be no lavo ka maty. Na i Saoly sy Jonatana zanany aza maty.”+
49 Ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary nanan-janaka roa vavy izy. Meraba+ no anaran’ny vavimatoa, ary Mikala+ no anaran’ny zandriny.
18 Vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia lasa mpinamana be i Davida sy Jonatana.*+ Tia azy hoatran’ny tenany mihitsy i Jonatana.+
4 Ary hoy i Davida: “Nanao ahoana ny tany? Mba tantarao kely amiko!” Dia hoy izy: “Nandositra ny olona rehefa raikitra ny ady, ary be dia be no lavo ka maty. Na i Saoly sy Jonatana zanany aza maty.”+