Deoteronomia 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza maka amin’ny zavatra efa voatokana haringana.*+ Amin’izay tsy ho tezitra be aminao i Jehovah, fa hamindra fo aminao ka hiantra anao, dia hataony lasa be dia be ianao, araka izay nianianany tamin’ny razambenao.+ Josoa 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aza manakaiky an’izay zavatra voatokana haringana,+ sao hotsiriritinareo ireny ka halainareo.+ Ho voatokana haringana mantsy ny tobin’ny Israely ka hahita loza,* raha manao an’izany ianareo.+
17 Aza maka amin’ny zavatra efa voatokana haringana.*+ Amin’izay tsy ho tezitra be aminao i Jehovah, fa hamindra fo aminao ka hiantra anao, dia hataony lasa be dia be ianao, araka izay nianianany tamin’ny razambenao.+
18 Aza manakaiky an’izay zavatra voatokana haringana,+ sao hotsiriritinareo ireny ka halainareo.+ Ho voatokana haringana mantsy ny tobin’ny Israely ka hahita loza,* raha manao an’izany ianareo.+