Titosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany rehetra izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay efa hatry ny ela be no nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga.+ Hebreo 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tsy miova mihitsy ireo zavatra roa ireo* sady tsy hain’Andriamanitra andaingana,+ ka vao mainka izany mampirisika antsika hifikitra amin’ilay fanantenana natao teo anoloantsika, dia isika izay mialoka aminy.
2 Izany rehetra izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay efa hatry ny ela be no nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga.+
18 Tsy miova mihitsy ireo zavatra roa ireo* sady tsy hain’Andriamanitra andaingana,+ ka vao mainka izany mampirisika antsika hifikitra amin’ilay fanantenana natao teo anoloantsika, dia isika izay mialoka aminy.