1 Samoela 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy koa izy: “Avia izay sahy hiady amiko ianareo miaramilan’ny Israely ireo!*+ Andefaso lehilahy iray aho hifanandrina amiko!” Jeremia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.
10 Hoy koa izy: “Avia izay sahy hiady amiko ianareo miaramilan’ny Israely ireo!*+ Andefaso lehilahy iray aho hifanandrina amiko!”
10 I Jehovah kosa no tena Andriamanitra. Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandrakizay.+ Hihovotrovotra ny tany noho ny fahatezerany,+Ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.