15 Nahita valanoranon’ampondralahy izy, ary mbola mando ilay taolana tamin’izay. Dia nalainy ilay izy, ka namono 1 000 lahy tamin’iny izy.+ 16 Ary hoy i Samsona:
“Valanoranon’ampondra iray no nanaovako antontany iray, antontany roa!
Valanoranon’ampondra iray no namonoako 1 000 lahy.”+