9 Hoy àry i Jonatana: “Tsy hanao an’izany aminao aho! Raha fantatro fa ny hanisy ratsy anao no efa masaka ao an-tsain’i Dada, dia tsy holazaiko aminao ve izany?”+
13 Raha mitady hanisy ratsy anao kosa i Dada, dia hofaizin’i Jehovah anie aho,* raha tsy mampahafantatra an’izany anao sy mandefa anao soa aman-tsara. Hanampy anao anie i Jehovah,+ toy ny nataony tamin’i Dada!+