1 Samoela 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese. 1 Samoela 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Notafihiny tamin’ny sabatra koa i Noba,+ tanànan’ny mpisorona. Nasiany tamin’ny sabatra na lehilahy na vehivavy, na ankizy na zaza, na omby na ampondra na ondry.
9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese.
19 Notafihiny tamin’ny sabatra koa i Noba,+ tanànan’ny mpisorona. Nasiany tamin’ny sabatra na lehilahy na vehivavy, na ankizy na zaza, na omby na ampondra na ondry.