1 Samoela 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aza miraharaha an’iny Nabala tsisy ilana azy+ iny re, tompoko ô, fa araka ny anarany ihany ny toetrany! Nabala* no anarany, ary adala mihitsy izy. Fa izaho mpanompovavinao, tompoko, tsy nahita an’ireo tovolahy nirahinao.
25 Aza miraharaha an’iny Nabala tsisy ilana azy+ iny re, tompoko ô, fa araka ny anarany ihany ny toetrany! Nabala* no anarany, ary adala mihitsy izy. Fa izaho mpanompovavinao, tompoko, tsy nahita an’ireo tovolahy nirahinao.