Josoa 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nitso-drano an’i Kaleba zanak’i Jefone àry i Josoa, ka nomeny ho lovany i Hebrona.+ 2 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary nanontany i Davida hoe: “Aiza aho no handeha?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+
2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary nanontany i Davida hoe: “Aiza aho no handeha?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+